Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Izay rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ka mankatò azy, dia hasehoko aminareo izay tahaka azy".  Lioka 6 : 46 - 49 (and.47)
Tohiny

'Ary zahan'ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio'.  Levitikosy 13 : 9-17 (and.13)
Tohiny

"Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany".  Apokalypsy 3 : 16-22 (and.21)
Tohiny

"Ary Jesoa dia onena azy ka naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao". — Marka 1 : 40-45 (and.41)
Tohiny