Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa hoy Jesoa taminy: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin'ny sabatra". Matio 26:52  
Tohiny

"Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra". 2 Korintiana 1:3
Tohiny

"Mampahatsiarova azy hanaiky izay manapaka sy manam-pahefana, hanoa tsara, ho vonona ho amin'ny asa tsara rehetra". Titosy 3:1
Tohiny

"Tomoera ety amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao". 1 Samoela 22:23
Tohiny