Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Marina Ianao, Jehovah o, Ary mahitsy ny fitsipikao". Salamo 119:137
Tohiny

"Ary Jesoa nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha ianao; mandehana, amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy". Marka 10:21
Tohiny

"Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan'olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny hendry ary mamadika ny tenin'ny marina". Deoteronomia 16:29
Tohiny

"Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be." 1 Timoty 6:10
Tohiny