"Fa efa tonga ny Zanak'olona hitady sy hamonjy ny very". Lioka 19:10
Tohiny
"Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy". Isaia 35:3
Tohiny
"Koa mibebaha amin’ izao haratsianao izao, ka mangataha amin’ ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin’ ny fonao". Asan'ny Apostoly 8:22
Tohiny
"Ny molotry ny hendry mampiely fahendrena; Fa tsy mba toy izany ny fon’ ny adala". Ohabolana 15:7
Tohiny



