Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Sambatra izay manana an'Andriamanitr'i Jakoba ho Mpanampy azy Sady manantena an'i Jehovah Andriamaniny". Salamo 146 : 1-10 (and.5)
Tohiny

"Satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino".  I Timoty 4 : 6-10 (and.10b)
Tohiny

"Ary nitodika tamin'ny mpianany Izy, dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo".  Lioka 10 : 21-24 (and.23)
Tohiny

"Misaotra an'Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, izahay amin'ny fangatahanay mandrakariva ho anareo",  Kolosiana 1 : 3-8 (and.3)
Tohiny