Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina". Matio 22:14
Tohiny

"Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa". Salamo 75:7
Tohiny

"Koa amin'izany aza mitsara na inona na inona alohan'ny fotoana, dia ny fihavian'ny Tompo, Izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin'ny maizina ka hampiseho ny fikasan'ny fo; dia samy hahazo izay derany avy amin'Andriamanitra izy rehetra". 1 Korintiana 4:5
Tohiny

"Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro Aho mankeo aminao ao anatin'ny rahona maizina, mba ho ren'ny olona raha miteny aminao Aho, ka dia hino anao mandrakariva izy. Dia nambaran'i Mosesy tamin'i Jehovah ny tenin'ny olona". Eksodosy 19:9  
Tohiny