"Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona". Lioka 21:33
Tohiny
"Fa ny amin'ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo, satria ianareo mahalala marimarina fa ho avy toy ny mpangalatra amin'ny alina ny andron'ny Tompo". 1 Tesaloniana 5:1-2
Tohiny
"Indro, Jehovah Tompo ho avy amin'ny heriny, ka ny sandriny ihany no hanapaka; indro, ny valim-pitia hatolony dia eny aminy, ary ny valin'asa homeny dia eo anoloany." Isaia 40:10
Tohiny
"Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Amin'ny andro voalohany amin'ny volana voalohany dia atsangano ny tabernakelin'ny trano-lay fihaonana". Eksodosy 40:1-2
Tohiny



