Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary Mosesy nitondra ny olona nivoaka avy teo an-toby mba hihaona amin'Andriamanitra; dia nijanona teo am-bodin'ny tendrombohitra izy". Eksodosy 19:17  
Tohiny

"Fa efa tonga ny Zanak'olona hitady sy hamonjy ny very". Lioka 19:10
Tohiny

"Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy". Isaia 35:3
Tohiny

"Koa mibebaha amin’ izao haratsianao izao, ka mangataha amin’ ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin’ ny fonao". Asan'ny Apostoly 8:22
Tohiny