"Miantombena tsara miandry an'i Jehovah ianao ka manantenà Azy; Aza tezitra amin'izay ambinina amin'ny lalany dia amin'izay olona manao sain-dratsy". Salamo 37:7
Tohiny
"Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo o, Ka hanome voninahitra ny anaranao". Salamo 86:9
Tohiny
"Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany". 2 Jaona 2:28
Tohiny
"Ary Andriamanitra dia nihaona tamin'i Balama; ary hoy Balama taminy: Ny alitara fito dia efa namboariko, ary efa nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara aho". Nomery 23:4
Tohiny



