"Dia hoy izy taminy: Ianareo mahalala fa fady amin'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin'ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin'Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio". Asan'ny Apostoly 10 : 23b -29 (and.28)
Tohiny
"Fitiavana marina no itiavany anao". Tonon-kiran'i Solomona 1 : 1-4 (and.4b)
Tohiny
"Fa ianareo, ry rahalahy, aza ketraka amin'ny fanaovan-tsoa". II Tesaloniana 3 : 6-18 (and.13)
Tohiny
"Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray". Lioka 15 : 11-32 (and.32)
Tohiny



