"Fa ankehitriny velona izahay, raha tomoetra tsara amin'ny Tompo ianareo". 1 Tesaloniana 3:8
Tohiny
"Fa Izay natsangan'Andriamanitra no tsy mba tratry ny lò." Asan'ny Apostoly 13:37
Tohiny
"Koa mitsangàna ankehitriny, ka mivoaha, ary manaova teny soa amin'ny mpanomponao; fa mianiana amin'i Jehovah aho fa raha tsy mivoaka ianao, dia tsy hisy na dia iray akory aza hitoetra eto aminao anio alina; ka dia izany no ho mafy lavitra aminao noho ny fahoriana rehetra izay nanjo anao hatry ny fony ianao vao zaza…
Tohiny
"Fa hoy kosa Izy taminy: Andeha isika hiala hankany amin'ny tanàna akaiky, mba hitoriako teny any koa; fa izay no nahatongavako". Marka 1:38
Tohiny



