Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an'Andriamanitra". Matio 5:8
Tohiny

"Fa hoy Jesoa taminy: Aoka ny maty handevina ny maty ao aminy; fa ianao kosa mandehana, ka mitoria ny fanjakan'Andriamanitra". Lioka 9:60  
Tohiny

"Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy". 1 Jaona 3:6
Tohiny

"Dia nanamasina ny tenany ny mpisorona sy ny Levita hampakatra ny fiaran'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely." 1 Tantara 15:14  
Tohiny