"Amena! Ny saotra sy ny voninahitra sy ny fahendrena sy ny fisaorana sy ny haja sy ny hery ary ny faherezana anie Ho an'Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay. Amena". Apokalypsy 7:12
Tohiny
"Fa Ianao, Jehovah o, aza manalavitra; ry Heriko o, faingana hamonjy ahy". Salamo 22:19
Tohiny
"Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa". 1 Timoty 4:8
Tohiny
"Ry Jehovah, Andriamanitry ny maro o, ampodio izahay; ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena Izahay". Salamo 80:19
Tohiny



