"Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo". Matio 5:20
Tohiny
"Koa aza avela ny ota hanjaka amin'ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany". Romana 6:12
Tohiny
"Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany". Kolosiana 3:2
Tohiny
"Nisy lehilahy tany amin'ny tany Oza Joba no anarany; ary marina sy mahitsy izany lehilahy izany sady natahotra an'Andriamanitra ka nifady ny ratsy". Joba 1:1
Tohiny



