Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Ianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin'izay tany marina". Salamo 143:10
Tohiny

"Ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fitiavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika". Romana 5:5
Tohiny

"Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; ny mahitsy no hahita ny tavany". Salamo 11:7
Tohiny

"Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra". Lioka 24:51
Tohiny