"Koa mitafia famindram-po sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin'Andriamanitra sady masina no malala". Kolosiana 3:12
Tohiny
"Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Simeona tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fampiononana ny Isiraely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy". Lioka 2:25
Tohiny
"Fa izahay kosa haharitra amin'ny fivavahana sy ny fampianarana". Asan'ny Apostoly 6:4
Tohiny
"Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, ary ny aizim-pito manarona ny firenena; fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny". Isaia 60:2
Tohiny



