Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary maro amin'ny Zanak'isiraely no hampodiny amin'i Jehovah Andriamaniny". Lioka 1:16
Tohiny

"Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby". Ohabolana 12:1
Tohiny

"Koa raha mitondra anareo hatolotra izy, dia aza manahy rahateo izay holazainareo; fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina". Marka 13:11
Tohiny

"Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy". Jakoba 4:10
Tohiny