"Aza manao hoe: Hamaly ny ratsy nataony aho; Fa andraso Jehovah, fa Izy no hamonjy anao". Ohabolana 20:22
Tohiny
"Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an'ny Tompo, voavoatra ho amin'ny asa tsara rehetra". 2 Timoty 2:21
Tohiny
"Ary raha nasandratr'i Mosesy ny tanany, dia nahery ny Isiraely; fa raha nampidininy ny tanany, dia nahery kosa ny Amalekita". Eksodosy 17:11
Tohiny
"Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay". Lioka 17:10
Tohiny



