"Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo". Lioka 22:26
Tohiny
"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-drà, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra." Efesiana 6:12
Tohiny
"Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, Raha azon'ny tananao atao ihany". Ohabolana 3:27
Tohiny
"Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin'ny tsy finoako". Marka 9:24b
Tohiny



