Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao eto ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra". Matio 16:19  
Tohiny

"Mahereza ary, ka aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony". 2 Samoela 10:12  
Tohiny

"Ary ho halan'ny olona rehetra ianareo noho ny anarako". Lioka 21:17  
Tohiny

"Fa hoy Abrahama: Anaka. Andriamanitra no hahita izay ondry hatao fanatitra dorana; dia niara-nandeha izy mianaka". Genesisy 22:8
Tohiny