"Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana* ho entintsika manao izay fanompoana sitrak'Andriamanitra amin'ny fanajana sy ny fahatahorana; fa Andriamanitsika dia afo mandevona". Hebreo 12 : 28-29
Tohiny
"Fa asa soa no nataony tamiko". Matio 26:10b
Tohiny
"Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany". 2 Korintiana 8:3
Tohiny
"Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona". Jaona 15:5
Tohiny



