Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ho lavon'ny sabatra ianareo; any amin'ny sisin-tanin'ny Isiraely no hitsarako anareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah". Ezekiela 11:10  
Tohiny

"Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nihafohy va ny tanan'i Jehovah? ankehitriny dia ho hitanao na ho tanteraka aminao ny teniko, na tsia". Nomery 11:23
Tohiny

"Fa izao kosa no nandidiako azy: Henoy ny feoko. Dia ho Andriamanitrareo Aho, ary ianareo ho oloko ka handeha amin'ny lalana rehetra nandidiako anareo, mba hahitanareo soa". Jeremia 7:23  
Tohiny

"Ry rahalahiko, aoka ny mpaminany izay niteny tamin'ny anaran'ny Tompo no halainareo ho fianarana ny fandeferam-pahoriana sy ny faharetana". Jakoba 5:10  
Tohiny