"Mandehana, ka maminania amin'ny Isiraely oloko". Amosa 7:15b
Tohiny
"Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia hovonjena". Asan'ny Apostoly 2:21
Tohiny
"Jehovah o, tsaroanay ny faharatsianay sy ny heloky ny razanay; Fa efa nanota taminao izahay". Jeremia 14:20
Tohiny
"Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia ho afa-mandositra; Fa ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka izay efa voalazan'i Jehovah, ary izay antsoin'i Jehovah dia ho isan'izay afa-mandositra". Joela 3:5
Tohiny



