Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo". Ezekiela 20:33
Tohiny

"Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa, dia nandroaka izay nivarotra ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana   (Isaia 56 : 7) fa ianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy   (Jeremia 7 : 11)". Lioka 19:45
Tohiny

"Ary Jesoa naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. Dia nadio tamin'ny habokany niaraka tamin'izay izy". Matio 8:3
Tohiny

"Dia aoka hahalala, eny, aoka hiezaka hahalala an'i Jehovah isika; Mahatoky toy ny maraina ny fiposahany, dia ho avy amintsika toy ny ranonorana mivatravatra Izy, sy toy ny fara orana izay mahavonto ny tany". Hosea 6:3
Tohiny