Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Hitsara izao rehetra izao amin'ny fahamarinana Izy. Ary ny firenena amin'ny fahitsiana". Salamo 98:9b
Tohiny

"Ary nony namatonalina Jehovah namono ny lahimatoa rehetra tany amin'ny tany Egypta, hatramin'ny lahimatoan'i Farao izay nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianany ka hatramin'ny lahimatoan'ny babo izay tao amin'ny trano-maizina, mbamin'izay voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra". Eksodosy 12:29
Tohiny

"Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa". Jaona 14:3
Tohiny

"Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka amin'ny ratsy, mba hovonjena ianao! Mandra-pahoviana no hitoeran'ny hevi-dratsinao ao am-ponao?" Jeremia 4:14  
Tohiny