"Fa hoy Jehovah taminy: Fiadanana anie ho anao; aza matahotra; tsy ho faty ianao tsy akory". Mpitsara 6:23
Tohiny
"Koa dia aoka isika hiezaka hitady ny momba ny fiadanana sy ny momba ny fifampandrosoana". Romana 14:19
Tohiny
"Hitombo anie ny fiadananareo". Daniela 6:26b
Tohiny
"Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo". 2 Tesaloniana 3:16
Tohiny



