"Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin'ity trano ity". Lioka 10:5
Tohiny
"Izao no zavatra hataonareo: Samia miteny marina amin'ny namany avy ianareo; mitsarà marina, eny, mitsarà hahatonga fiadanana ao am-bavahadinareo". Zakaria 8: 16
Tohiny
"Ary Asa nanao izay tsara sy mahitsy eo imason'i Jehovah Andriamanitra; fa nandrava ny alitaran'ny firenena hafa sy ny fitoerana avo izy sady nanorotoro ny tsangam-baton-tsampy ary nikapa ny Aseraha". 2 Tantara 14:1-2
Tohiny
"Fiadanana ho anareo". Jaona 20:16b
Tohiny



