Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan'ny anarako izy". Malakia 2:5
Tohiny

"Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina". Romana 15:13
Tohiny

"Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao". Lioka 1:28b
Tohiny

"Indro, avy ny andro, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin'ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko".  Jaona 16:32
Tohiny