"Hoy Jesoa taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?". Jaona 11:40
Tohiny
"Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy". Jaona 10:27
Tohiny
"Niantso an'i Jehovah tamin'ny fahoriako aho, Kadia namaly ahy Izy; Tao anatin'ny fiainan-tsy hita no nitarainako, Dia nihaino ny feoko Ianao". Jona 2:3
Tohiny
"Izaho dia Izaho ihany no Jehovah Ary tsy misy Mpamonjy afa-tsy Izaho". Isaia 43:11
Tohiny



