Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Dia nametraka ny tanany taminy Izy; ary niaraka tamin'izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an'Andriamanitra". Lioka 13:13
Tohiny

"Dia haninjitra ny tanako Aho ka hamely an'i Egypta amin'ny fahagagana rehetra izay hataoko eo aminy; ary rehefa afaka izany, dia vao handefa anareo izy". Eksodosy 3:20
Tohiny

"Ary izay teo an-tsambokely dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Zanak'Andriamanitra tokoa Ianao". Matio 14:33
Tohiny

"Ary hoy ilay anjely taminy: Misikina, ary fehezo ny kapanao. Dia nataony izany. Ary hoy koa izy taminy: Tafio ny lambanao, ka manaraha ahy". Asan'ny Apostoly 10:8
Tohiny