"Ny fanekeko tsy hotsoahako, Ary ny nolazain'ny molotro tsy hovako". Salamo 89:34
Tohiny
"Izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin'ny Ray sy amin'i Jesoa Kristy Zanany". 1 Jaona 1:3
Tohiny
'Fa Izay natsangan'Andriamanitra no tsy mba tratry ny lo". Asa. 13:37
Tohiny
"Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona". Jaona 1:4
Tohiny



