Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Tsy mahafoana ny fahasoavan'Andriamanitra aho; fa raha avy amin'ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy". Galatiana 2:21
Tohiny

"Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria". Daniela 12:3
Tohiny

"Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina, ka miderà ny anarany masina". Salamo 30:4
Tohiny

"Ary, indro, Izaho mampitondra ny teny fikasan'ny Raiko ho anareo; fa mitoera eto an-tanàna mandra-panafiana anareo amin'ny hery avy any amin'ny avo". Lioka 24:49
Tohiny