Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Dia niakatra ho ao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka, ary nanaraka azy ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema mbamin'ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe; ary novakiny teo anatrehany ny teny rehetra tamin'ny bokin'ny fanekena izay hita tao an-tranon'i Jehovah". 2 Mpanjaka 23:2
Tohiny

"Madio ny fahatahorana an'i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik'i Jehovah, eny, mahitsy avokoa". Salamo 19:9  
Tohiny

"Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an'Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa". 1 Timoty 4:8
Tohiny

"Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany". Salamo 119:24
Tohiny