Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mifona aminao aho, Jehovah o, vonjeo o! Mifona aminao aho, Jehovah o, ambino o!". Salamo 118:27
Tohiny

"Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo". 1 Korintiana 15:17
Tohiny

"Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy". Hebreo 5:9
Tohiny

"Dia nandray ny vola izy ka nanao araka ny teny nomeny azy; ary izany teny izany dia naelin'ny Jiosy mandraka androany". Matio 28:15
Tohiny