"Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, raha azon'ny tananao atao ihany". Ohabolana 3:27
Tohiny
"Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary Izay rehetra tia no naterak'Andriamanitra sady mahalala an'Andriamanitra". 1 Jaona 4:7
Tohiny
"Aza mety ho resin'ny ratsy ianao, fa reseo amin'ny soa ny ratsy". Romana 12:21
Tohiny
"Jesoa namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy". Jaona 3:5
Tohiny



