Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina". Salamo 133:1
Tohiny

"Ary niray fo sy fanahy ny olona rehetra izay nino; ary tsy nisy nanonona ny fananany ho azy na dia iray aza, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany". Asan'ny Apostoly 4:32  
Tohiny

"Manajà ny rainao sy ny reninao, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho maro andro ianao, ary mba hahita soa any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao". Deoteronomia 5:16
Tohiny

"Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa". 1 Tesaloniana 3:12
Tohiny