Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary amin'izany, tsy ianareo no nampandeha ahy ho aty, fa Andriamanitra; ary Izy nanao ahy ho rain'i, Farao sy ho tompon'ny ao an-tranony rehetra, ary ho mpanapaka ny tany Egypta rehetra". Genesisy 45:8
Tohiny

"Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. zany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia". Jaona 13:34-35
Tohiny

"Halaviro ny ratsy, manaova soa; mitadiava fihavanana, ka araho izany". Salamo 34:14
Tohiny

"Ary aoka ho ambonin'izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin'ny fahatanterahana izany". Kolosiana 3:14  
Tohiny