Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Aza manaraka ny maro hanao ratsy; ary aza mamaly ny amin'ny adin'olona hivily hanaraka ny maro hamadika ny rariny". Eksodosy 23:2  
Tohiny

"Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an'ny namany koa". Filipiana 2:4
Tohiny

"Fa ny mason'ny Tompo dia mitsinjo ny marina, Ary ny sofiny mihaino ny fitarainany, Fa ny tavan'ny Tompo dia tezitra amin'ny mpanao ratsy". 1 Petera 3:12
Tohiny

"Aza mankahala ny rahalahinao amin'ny fonao; mananara dia mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy". Levitikosy 19:17  
Tohiny