"Ary mizaha eo amin'ny olona rehetra izay lehilahy mahay sy matahotra an'Andriamanitra, dia lehilahy marina izay tsy tia kolikoly; ka manendre mpifehy arivo sy mpifehy zato sy mpifehy dimam-polo ary mpifehy folo hifehy azy". — Eksodosy 18 : 21
Tohiny
"Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana* ho entintsika manao izay fanompoana sitrak'Andriamanitra amin'ny fanajana sy ny fahatahorana; [* Na: hanana fanahy misaotra] fa Andriamanitsika dia afo mandevona (Deoteronomia 4:24)". — Hebreo 12 : 28 - 29
Tohiny
"Raha misy tsy manan-tsiny, dia lehilahy manambady tokana, manana zanaka mino izay tsy mba ampangaina ho mpanaram-po amin'ny ratsy na ho maditra". — Titosy 1 : 6
Tohiny
"Koa amin'izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin'ny hisehoan'i Jesoa Kristy; tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra tena araka ny filanareo fahiny tamin'ny tsy fahalalanareo" — I Petera 1 : 13 - 14
Tohiny



