"Jehovah o, tiako ny trano itoeranao, dia ny fonenan'ny voninahitrao". — Salamo 26 : 8
Tohiny
"Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Ianao (Isaia 49:6)". — Asan'ny Apostoly 13 : 47
Tohiny
"Dia nitodika nijery azy Jehovah ka nanao hoe: Mandehana amin'izao herinao izao, ka vonjeo ny Isiraely amin'ny tanan'ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho?" — Mpitsara 6 : 14
Tohiny
"Fa ao amin'i Kristy Jesoa ny lalàn'ny Fanahin'aina no nahafaka ahy tamin'ny lalàn'ny fahotana sy ny fahafatesana". — Romana 8 : 2
Tohiny



