Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana. Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana". — Matio 5 : 6 - 7
Tohiny

"Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra; Eny, hiaro ny fanahinao Izy. Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin'izao ka ho mandrakizay". — Salamo 121 : 7 - 8
Tohiny

"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy. Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana. Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy". — Fitomaniana 3 : 25 - 27
Tohiny

"Ary Asa nitaraina tamin'i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah o, tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian'ny maro izy*, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray o, fa Ianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin'ireto olona ireto. Jehovah o. Ianao no Andriamanitray; aza avela hisy olona haharesy Anao.[* Na:…
Tohiny