"Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin'ny Fanahin'Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona* Jesoa; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesoa no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina". [* Grika: anatema] — I Korintiana 12 : 3
Tohiny
"Ary izy roa lahy nitory ny tenin'ny Tompo taminy sy tamin'izay rehetra tao an-tranony". — Asan'ny Apostoly 16 : 32
Tohiny
"Simona Petera namaly Azy hoe: Tompo o, hankany amin'iza moa izahay? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay. Ary izahay mino ka mahalala fa Ianao no Ilay Masin'Andriamanitra". — Jaona 6 : 68 - 69
Tohiny
"Ary Petera niloa-bava ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan'olona Andriamanitra; fa amin'ny firenena rehetra, izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany". — Asan'ny Apostoly 10 : 34 - 35
Tohiny



