Ary noraisiny tamin'ny tanany ankavanana ralehilahy ka natsangany; dia natanjaka niaraka tamin'izay ny tongony sy ny kitrokeliny. Ary niantsambotra izy ka nijoro, dia nitsangantsangana ary niara-niditra taminy ho eo an-kianjan'ny tempoly, nitsangantsangana sy niantsambotsambotra sady nidera an'Andriamanitra. — Asan'ny Apostoly 3 : 7 - 8
Tohiny
"Ho an'Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin'ny alalan i Jesoa Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalehibiazana, ny fanjakana sy ny fahefana hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amena". — Joda 25
Tohiny
"Fa itafio Jesoa Kristy Tompo, ary aza miahy ny amin'ny nofo hahatanteraka ny filany". — Romana 13 : 14
Tohiny
"Ary Jesoa dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin'izay izy, dia nanaraka an'i Jesoa". — Matio 20 : 34
Tohiny



