Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy. Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana. Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy". — Fitomaniana 3 : 25 - 27
Tohiny

"Ary Asa nitaraina tamin'i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah o, tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian'ny maro izy*, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray o, fa Ianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin'ireto olona ireto. Jehovah o. Ianao no Andriamanitray; aza avela hisy olona haharesy Anao.[* Na:…
Tohiny

"Dia hoy Jesoa taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin'ny zanakao-vavy ny demonia. Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin'ny farafara ny zananivavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy". — Marka 7 : 29 - 30
Tohiny

"Fa ny fanjakantsika dia any an-danitra, ary avy any koa no iandrasantsika Mpamonjy, dia Jesoa Kristy Tompo"— Filipiana 3 : 20
Tohiny