Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa amin'izany dia aoka hanahaka an'Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala; ary mandehana amin'ny fitiavana, toy ny nitiavan'i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana* amin'Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika". [* Grika: fanatitra alatsa-drà] — Efesiana 5 : 1 - 2
Tohiny

"Ianao Izay nampahita ahy* fahoriana be sady mafy no hamelona ahy* indray, ka hampiakatra ahy* indray hiala amin'ny fitoerana lalina amin'ny tany".[* Na: anay] — Salamo 71 : 20
Tohiny

"Dia niresaka ny amin'izay zavatra rehetra nanjo izy. Ary raha mbola niresaka sy niara-nisaina izy, dia nanatona Jesoa ka niaraka taminy". — Lioka 24 : 14 - 15
Tohiny

"Dia hoy ny vahoaka rehetra izay teo amin'ny vavahady sy ny loholona: Eny, vavolombelona izahay; hataon'i Jehovah tahaka an'i Rahely sy tahaka an'i Lea anie izay vehivavy efa ho tonga ao an-tranonao; fa izy roa vavy no nanangana ny tranon'ny Isiraely; ary aoka ho lehibe any Efrata anie ianao, ary halaza any Betlehema anie ny…
Tohiny