Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro". — Marka 10 : 45
Tohiny

"Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko". — I Korintiana 15 : 10
Tohiny

"Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah". — Isaia 48 : 22
Tohiny

"Manefa famindram-po amin'ny razantsika Izy Sady mahatsiaro ny fanekeny masina, Dia ny fianianana izay nianianany tamin'i Abrahama razantsika, Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra, Satria afaka amin'ny fahavalontsika isika, Amin'ny fahamasinana sy ny fahamarinana eo anatrehany amin'ny andro rehetra hiainantsika". — Lioka 1 : 72 - 75
Tohiny