"Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an'Andriamanitra". — Marka 11 : 22
Tohiny
"Noho ny fahatokiako fa hanaiky ianao no anoratako aminao, ka fantatro fa hanao mihoatra noho izay lazaiko aza ianao". — Filemona 21
Tohiny
"Dia namaly Jesoa ka nanao hoe: Tsy efa voadio avokoa va izy folo lahy? fa aiza ny sivy? Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an'Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va? Ary hoy Izy taminy: Mitsangàna, mandehana; ny finoanao no efa nahavonjy anao". — Lioka 17 : 17 - 19
Tohiny
"Ary Noa nanao araka izay rehetra nandidian'i Jehovah azy." — Genesisy 7 : 5
Tohiny



