Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina". — Asan'ny Apostoly 19 :…
Tohiny

"Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa". — Asan'ny Apostoly 18 : 8
Tohiny

"Mamindrà fo amiko, Andriamanitra o, araka ny fahasoavanao; araka ny haben'ny fiantranao vonoy ny fahadisoako". — Salamo 51 : 1
Tohiny

"Jaona namaly ka nanao hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany". — Jaona 3 : 27
Tohiny