Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa: dia ny hihevitra hanao asa kanto, ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina". — Eksodosy 31 : 3 - 4
Tohiny

"Atongilano amiko ny sofinao, faingàna hamonjy ahy; aoka ho vatolampiko fiarovana mafy Ianao sy batery fiarovana hamonjena ahy". — Salamo 31 : 2
Tohiny

"Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Hesorina aminareo ny fanjakan'Andriamanitra ka homena izay firenena mahavokatra ny voany". — Matio 21 : 43
Tohiny

"Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy, ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako". — Jaona 10 : 27 - 28
Tohiny