"Ary Izy no Lohan'ny tena, dia ny fiangonana*; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin'ny maty, mba ho Lohany amin'ny zavatra rehetra Izy". [* Grika: eklesia] — Kolosiana 1 : 18
Tohiny
"Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin'ny tany Aho? Tsia, hoy Izaho aminareo, fa fampisarahana". — Lioka 12 : 51
Tohiny
"Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo". — Nomery 31 : 24
Tohiny
"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny



